Teny iditra mirehi-tena
Singan-teny mirehitra ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona iharan-java-mahasahirana izay mahazo ka mandoro ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19