Teny iditra mirehitra (rehitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
¶ Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
¶ Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mirehitra
nirehitra
hirehitra
mireheta
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 157]
Teny nalaina 

2013/05/07