Teny iditra mirendrika (rendrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin' ny tsara na ho amin' ny ratsy); latsaka lalina ao anatin' ny ... [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirendrika
Ny lasa : nirendrika
Ny hoavy : hirendrika
Filaza mandidy : mirendreha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05