Teny iditra mirendrirendry (rendrirendry)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Jemby, jambena
¶ Mibedibedy foana, mirediredy [Rajemisa 1985]

Teny iditra mirendrirendry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mirenireny [Rakotosaona 1972]

2009/09/01