Teny iditra mirengirengy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanala] mandraingiraingy, mivembena tsy mahay mamindra na mandeha: Mirengirengin'ny tory (mivembena te hatory mafy) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirengirengy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mirehareha [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06