Teny iditra | mireona (reona) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maneno manako, mirohondrohona: Nireona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mireondreona | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mireona io | ||||||
Fivaditsoratra | anemory, mierona, mionera, miorena, mireona, roimena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |