Teny iditra mirerarera (rerarera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitafy tsizarizary, miroradroraka
Mibarera, mirefarefa ka mitaritarika (elatry ny vorona, akanjo)
Mitavozavoza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être relâché, débraillé, flasque, lambin [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirerarera
Ny lasa : nirerarera
Ny hoavy : hirerarera
Filaza mandidy : mirerarerà

Teny iditra mirerarerà (rerarera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirerarera [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20