Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] mibadabada fiteny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanosy] miriorio saina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirerirery
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mirenireny [Rakotosaona 1972]

2010/05/06