Teny iditra | miresaresa (resaresa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona katavy famiresaresa mahatsikaiky Mitaredretra: Misy mpianatra miresaresa foana etỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Traîner, lambiner [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | miresaresà (resaresa) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miresaresa | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |