Teny iditra miretareta (retareta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaredretra, mitavozavoza [1.1]
Ohatra Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miretareta
Ny lasa : niretareta
Ny hoavy : hiretareta
Filaza mandidy : miretaretà

Teny iditra miretaretà (retareta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miretareta [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20