Teny iditra mirezareza (rezareza (reza))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha miadana misonanina manketsy sy mankaroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirezareza
Ny lasa : nirezareza
Ny hoavy : hirezareza
Filaza mandidy : mirezarezà

Teny iditra mirezarezà (rezareza (reza))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirezareza [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20