Teny iditra miriadriatra (riadriatra (riatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miriadriatra
Ny lasa : niriadriatra
Ny hoavy : hiriadriatra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20