Teny iditra miriandriana (riandriana (riana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milalao, mikarenjy, miriariaria [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay aller ça et là, prendre ses ébats [Abinal 1888]
Endriteny 
miriandriana
niriandriana
hiriandriana

2018/09/27