Teny iditra miriaria (riaria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
Ohatra 
1Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470]
2Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miriaria
Ny lasa : niriaria
Ny hoavy : hiriaria
Filaza mandidy : miriariava
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20