Teny iditra | mirifatra (rifatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1] | ||||||||
Ohatra | Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mirifatra io | ||||||||
Fivaditsoratra | mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |