Teny iditra miringana (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Rava, simba, levona, lany ripaka, tapitra tsy misy intsony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miringana
niringana
hiringana

2013/05/08