Teny iditra | miriona (riona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivily, mibirioka: Soa ihany fa niriona ny vato ka tsy nahavoa ahy [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mandriona | ||||||
Fivaditsoratra | miorina, miriona, morainy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |