Teny iditra miriorio (riorio)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mivezivezy [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mirenireny [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mirenireny, mivezivezy [Rakotosaona 1972]
   Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
¶ Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
¶ Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
miriorio
niriorio
hiriorio
mirioriova
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14