Teny iditra | miripaka (ripaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voany betsaka; maty daholo, ringana, levona, lany: Niripaka ny akoho tao an-tanàna tratran' ny barika [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | miripaka, mpiraika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |