Teny iditra mirira
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] vilana, tsy kinga [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirira
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mikavivia [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   rira

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01