Teny iditra miriry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tofoka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miriry (riry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] malaina, tsy tia [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miriry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] miangoty [Rakotosaona 1972]

2010/05/06