Teny iditra miroa fonenana
Singan-teny miroa ; fonenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin' ny anankiray, indraindray any amin' ilay iray hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16