Teny iditra miroaka (roaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to drive cattle [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pousser du bétail devant soi [Hallanger 1974]
Endriteny 
miroaka
niroaka
hiroaka

Teny iditra miroaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mitrona [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra miroaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mirongatra, tsara faniry [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31