Teny iditra miroa tany
Singan-teny miroa ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin' ny anankiray, indraindray any amin' ilay iray hafa [1.1]
Tovy hevitra miroa fonenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16