Teny iditra | mirobiroby (robiroby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miara-mifalifaly, miravoravo [1.1] | ||||||||
Ohatra | Moa va ny voady aman-kena masina, hahafaka anao amin'ny loza manindry anao, no mety mirobiroby amin'ny firavoravoana hianao?
[2.996] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | miboribory, mirobiroby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |