Teny iditra miroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitsoboka, mirotsaka anaty rano [Rakotosaona 1972]
 Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go into the water, to ford a stream [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay passer à gué, se mettre à l'eau [Hallanger 1974]
Endriteny 
miroboka
niroboka
hiroboka
miroboha
Teny nalaina 

2012/08/30