Teny iditra |
miroborobo
(roborobo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To flame, to blaze [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bien flamber [1.3]
|
Ohatra |
1 | Afo miroborobo no faditra sy taikodinato sy vonitsongosongo;
[2.48]
|
2 | Ary injany, any ho any, afo miroborobo toa harendrina hanakatra ny lanitra ery am-pita andrefan' ny rano, no nandefa hazavana hatreny amoron-dranomasina.
[2.5]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miroborobo |
Ny lasa : |
niroborobo |
Ny hoavy : |
hiroborobo |
|
|
Teny iditra |
miroborobo
(roborobo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To rejoice [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se réjouir ensemble, participer à l'allégresse commune [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miroborobo |
Ny lasa : |
niroborobo |
Ny hoavy : |
hiroborobo |
|
|
Teny iditra |
miroborobo
(roborobo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui pousse bien, florissant, prospère, [...] [tohiny 1.5]
|
Ohatra | Efa ho herinandro vitsivitsy izay, tsikaritra fa miroborobo fatratra ny fanentanana sy ny fihetsehana goavana ataon’ny mpanao politika sasany.
[4.27]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miroborobo |
Ny lasa : |
niroborobo |
Ny hoavy : |
hiroborobo |
|
|