Teny iditra mirodana (rodana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
¶ Rava: Nirodana ny fanantenana
¶ Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fall down, as a wall [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'écrouler, s'ébouler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mirodana
nirodana
hirodana
mirodàna

Teny iditra mirodàna (rodana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/05/09