Teny iditra mirombaka (rombaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka an-keriny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be in a hurry to speak [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prendre de force, par violence
¶ se hâter de parler, parler avec précipitation [Abinal 1888]
 se hâter de parler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mirombaka
nirombaka
hirombaka
mirombaha

Teny iditra mirombaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mifandrombaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mirombaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mamonjy [Rakotosaona 1972]

2012/09/15