Teny iditra miropiropy (ropiropy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivelona mahantra fadiranovana [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mahantra [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
miropiropy
niropiropy
hiropiropy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14