Teny iditra |
mirotaka
(rotaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miroraka be toy ny mitatao: Efa ho latsaka ny zana-dRamatoa irỳ fa efa mirofaka ny kibony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être gros, surplomber; se dit du ventre [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirotaka |
Ny lasa : |
nirotaka |
Ny hoavy : |
hirotaka |
|
|
Teny iditra |
mirotaka
(rotaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirotaka |
Ny lasa : |
nirotaka |
Ny hoavy : |
hirotaka |
Filaza mandidy : |
mirotaha |
|
|