Teny iditra mirotoroto (rotoroto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Dodona, maika rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirotoroto
Ny lasa : nirotoroto
Ny hoavy : hirotoroto
Filaza mandidy : mirotorotoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05