Teny iditra misa (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay se compter, compter parmi, être au nombre de, être avec, avoir part à. Firy hianareo? Andraso kely fa mbola misa izahay: combien êtes-vous? Attendez un peu, car nous nous comptons encore. Misa aminareo aho, fa aza avahana: je suis avec vous autres et ne m'excluez pas. Hianareo valo no misy amin'ity karama ity: vous autres huit vous avez part à ce salaire. [Abinal 1888]
Endriteny 
misa
nisa
hisa
mi

Teny iditra misà
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] milalao, mihira [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] hira [Rakotosaona 1972]

2010/05/14