Teny iditra misabodika (sabodika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifangaro, misaritaka, mifandiso ny teny sy ny zavatra atao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misabodika
Ny lasa : nisabodika
Ny hoavy : hisabodika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05