Teny iditra misahotaka (sahotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misahotaka
Ny lasa : nisahotaka
Ny hoavy : hisahotaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05