Teny iditra misaina alina (saina, alina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mieritreritra lava mandritra ny alina fa tsy matory [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to meditate at night; to lie awake; to keep watch at night. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31