Teny iditra misaka (saka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [Rajemisa 1985]
Ohatra   Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Ny bikany  
misaka
nisaka
hisaka
misakà

Teny iditra misaka (saka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [Rajemisa 1985]
Ohatra   Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [Andraina: Mitaraina, takila 174]
Ny bikany  
misaka
nisaka
hisaka
misakà

Teny iditra misaka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] milaza [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misakà (saka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaka [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07