Teny iditra misakaiza (sakaiza)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be friend; opposite sexes, to be lovers [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   être amis, camarades; ente homme et femme, être amants [Hallanger 1974]
Endriteny  
misakaiza
nisakaiza
hisakaiza
misakaizà

Teny iditra misakaizà (sakaiza)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakaiza [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2012/09/15