Teny iditra misakambina (sakambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miara-mamindra amin' ny olona iray, ka ny sandrin-tanana alefa hamihina azy avy any an-damosina eo amin' ny valahany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misakambina
Ny lasa : nisakambina
Ny hoavy : hisakambina
Filaza mandidy : misakambìna

Teny iditra misakambìna (sakambina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakambina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20