Teny iditra misakantsakana (sakantsakana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manampontsampona: Misakantsakana ny asa kokoa ireny mpamangy ireny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misakantsakana
Ny lasa : nisakantsakana
Ny hoavy : hisakantsakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05