Teny iditra misakobona (sakobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misakobona
Ny lasa : nisakobona
Ny hoavy : hisakobona
Filaza mandidy : misakobòna

Teny iditra misakobòna (sakobona (kobona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakobona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20