Teny iditra misalondo (salondo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Fano rahona, manjombona
Misaron-doha amin' ny lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misalondo
Ny lasa : nisalondo
Ny hoavy : hisalondo
Tovy hevitra misalondona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31