Teny iditra misambasamba (sambasamba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao firarian-tsoa, tsodrano, saotra [1.1]
Ohatra velona ny tafondro in-telo, dia misambasamba ny rano ny andriana: [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misambasamba
Ny lasa : nisambasamba
Ny hoavy : hisambasamba
Filaza mandidy : misambasambà

Teny iditra misambasambà (sambasamba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misambasamba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20