Teny iditra misamboatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Miantsambotra, misavoamboana, mitrifana, mitrotra: Toloñ'aomben-dRoangahy ko ny tsa misamboatra ro haza haza koa (Tolon'ombin-dry Ingahibe ka ny tsy mitroatra no azo azo ihany) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31