Teny iditra misamboritra (samboritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
¶ Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misamboritra
nisamboritra
hisamboritra
misamborita

2010/05/14