Teny iditra misamosy (samosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Zara raha mandroso, miadampandroso: Misamosy izany fandehan' ny raharahantsika izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misamosy
Ny lasa : nisamosy
Ny hoavy : hisamosy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20