Teny iditra misampy (sampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misavily eny am-bozona
¶ Manaraka sampan-dalana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misampy
nisampy
hisampy
misampia, misampaza

Teny iditra misampy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mihoatra havoana [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] mihantona [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31