Teny iditra misanaka (sanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misoka-bava mitanatana noho ny fitalanjonana: Nisanàka elabe teo ny adalalahy [1.1]
  [Bezanozano] [ misañaka ] Mitanatana vava [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misanaka
Ny lasa : nisanaka
Ny hoavy : hisanaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20