Teny iditra misanasana (sanasana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Ohatra Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misanasana
Ny lasa : nisanasana
Ny hoavy : hisanasana
Filaza mandidy : misanasanà

Teny iditra misanasanà (sanasana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misanasana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20