Teny iditra misandoka (sandoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pose as another person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misandoka
Ny lasa : nisandoka
Ny hoavy : hisandoka
Filaza mandidy : misandoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20